Toeram-pisakafoana : miverina amin’ny laoniny ny asa rehetra

0

Toeram-pisakafoana : miverina amin’ny laoniny ny asa rehetra

Taorian’ny fihibohana, miverina amin’ny laoniny ny asa rehetra eny anivon’ny toeram-pisakafoana. Ho an’ny toeram-pisakafoana iray nanaovana fanadihadiana, raha toa ka tsy nisy afa tsy 1 na 2 ny olona tonga misakafo teo aloha, amin’izao fotoana izao , efa mahatratra hatramin’ny 50 izany ao anatin’ny andro iray. Efa miverina hatramin’ny 50% kosa ny vola ampiasaina.