Toerana banga eny amin’ny Antenimierampirenena : miandry ny fanapahan- kevitry ny HCC

0

Miandry ny fanapahan- kevitry ny eny anivon’ny HCC ny mahakasika ireo toeran’ny Solombavambahoaka banga eny amin’ny Antenimierampirenena hoy ny filohan’ ny Antenimierampirenena. Ity farany izay hitondra ny fifampiresahana momba ity raharaha ity eny amin’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana raha ny fanazavana azo.