Tsy nisy fihenana ny mpanjifa amin’ireo toerana fanaovana tatouage na eo aza ny fisian’ny valan’aretina coronavirus. Nampitomboana fepetra noraisina sy ny fiarovana raha ny nambaran’ny mpisehatra amin’izany nanaovana fanadihadiana.