Toliara : hahazo fotodrafitrasa vaovao isan-karazany

0

Hoarenina amin’ny alalan’ny fanam-boalan-dalana sy fanatontosana fotodrafitrasa maro ny tanànan’i Toliara. Tafiditra a anatin’izany ny fanamboarana ny lalana ao an-tampon-tanana, ny fefiloha ary ny lalam-pirenena. Hiarahan’ny fitondram-panjakana amin’ireo mpamatsy vola ny fanatanterahana ny asa rehetra.