Tolom-bahoaka ho an’ny fanovàna : hizotra ho eny Mahazoarivo

0

Hizotra ho eny Mahazoarivo ny solombavambahoaka sy ireo vahoaka manao ny tolona ho an’ny fanovàna androany, araka ny nambaran’ny solombavambahoaka ho an’ny fanovana omaly teny amin’ny 13 May. Fitakiana ny hialan’ireo minisitra HVM rehetra no anton-dia eny Mahazoarivo androany, hoy izy ireo.