Accueil Culture Tom Rochet Nambinina : Malagasy tafiakatra amin’ny lalao manasa-dalana amin’ny The Voice

Tom Rochet Nambinina : Malagasy tafiakatra amin’ny lalao manasa-dalana amin’ny The Voice

0
Tom Rochet Nambinina : Malagasy tafiakatra amin’ny lalao manasa-dalana amin’ny The Voice

Ankoatran’i Ludysoa sy Nathan, ilay teratany Malagasy nandray anjara tamin’ny lalao The Voice La plus belle voix, izay raraka tamin’ny dingana K.O , teratany Malagasy ihany koa i Tom Rochet, mandray anjara amin’io lalao io ary tafiakatra amin’ny dingana Demi-finale na ny lalao manasa-dalana. Nambinina no anarany Malagasy, ary tany amin’ny faha-4 taonany izy no nisy nanangana niaraka tamin’ny anabaviny. Nanomboka teo dia nipetraka tany Frantsa hatrany izy.