Torolalana amin’ny fizahantany : hivoaka ny septambra ho avy izao

0

Hivoaka ny volana Septambra ho avy izao ny torolalana ho an’ireo mpampiasa vola eo amin’ny sehatry ny fizahantany. Torolalana natao hanamorana ny fanatanterahana tetikasa ary fandraisana anjara amin’ny fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny fanjakana eo amin’ny sehatry ny fizahantany.