Accueil Economie TPME : afaka misitraka fampindramam-bola amin’ny alalan’ny « Miarina »

TPME : afaka misitraka fampindramam-bola amin’ny alalan’ny « Miarina »

0
TPME : afaka misitraka fampindramam-bola amin’ny alalan’ny «  Miarina »

Manoloana ny krizy eny anivon’ny orinasa tsy miankina, napetraka ny fampindramam-bola Miarina entina hanampiana ny TPME na ny Très Petites Entreprises et Petites et Moyennes Entreprises. Ireo mampiasa vola latsaky ny 5 miliara Ariary no afaka misitraka izany. Io hatreto ny vahaolana naroson’ny fitondram-panjakana taorian’ny antso nataon’ny mpandraharaha ho fanohanana azy ireo.