Accueil Société Trano fiasan’ny MCC – Analakely : nihotsaka, olona 5 naratra

Trano fiasan’ny MCC – Analakely : nihotsaka, olona 5 naratra

0
Trano fiasan’ny MCC – Analakely : nihotsaka, olona 5 naratra

Nihotsaka ny rihana faha-2 tao amin’ny biraon’ny Office National des Arts et de la Culture teny amin’ny arcade Analakely ny antoandro teo. Vokany olona 5 no naratra ary tsy maintsy noravana ny ampahan’ny rindrindra hisorohana ny loza mety hitranga indray. Ialana tsiny amin’izay mety ho tohina amin’ny sary