Tsara dia: andrasana ny fankatoavana

0

Mbola andrasana ny fahazoandalana hisidina ho an’ilay kaompania madiniky ny Air Madagascar. isan’ireo paikady entina anarenana ny kaompania malagasy io paikady io raha ny fantatra. Isan’ireo paikady ihany koa raha ny fantatra ny fampitomboana ny sidina ataon’ny kaompania malagasy.

 

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here