Accueil Société Tsena Andravoahangy : mihenjan-droa ny tady eo amin’ny kaominina sy ireo mpivarotra

Tsena Andravoahangy : mihenjan-droa ny tady eo amin’ny kaominina sy ireo mpivarotra

0
Tsena Andravoahangy : mihenjan-droa ny tady eo amin’ny kaominina sy ireo mpivarotra

Mihenjan- droa ny tady eo amin’ ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ireo mpivarotra eny amin’ny tsena Andravoahangy. Androany, nifandrimbonan’ ireo mpivarotra ny tomponandraikitra avy ao amin’ny kaominina izay tonga saika hanala ireo mpivarotra mba hitohizan’ny asa fanorenena atao ao anatin’ io tsena io izay adikan’ ireo mpivarotra ho fanaparam- pahefana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici