Tsena Anosibe : naaton’ny Prefektoran’ Antananarivo ny fanorenana

0

Nahaton’ny prefektoran’Antananarivo ny fanorenana ataon’ny kaominina ao amin’ny Parking tsena Anosibe. Manome 48 ora ny kaominina ireo mpivarotra handravana ireo fanorenana efa nisy hahafahana mamerina amin’ny laoniny ny Parking ary mangataka ny hanaovana fanadihadiana lalina amin’ny mety ho fisian’ny kolikoly.