Tsena VMMM : hitety kaominina maro

0

Rahampitso ao amin’ny kaominina Alasora no hisantaran’ny Vehivavy Malagasy Miara-Miainga ny tsena VMMM amin’ity taona ity, tsena ho an’ny rehetra ity karakaraina ity ho fanampiana ireo ray aman-drein’ny mpianatra amin’izao ankatokin’ny fidiran’ny mpianatra izao.