Accueil Politique Tsenam-baro-panjakana : hentitra ny fanaraha-maso

Tsenam-baro-panjakana : hentitra ny fanaraha-maso

0
Tsenam-baro-panjakana : hentitra ny fanaraha-maso

Hentitra ny fanaraha-maso amin’ny fanomezana tsenam-baro-panjakana, eny anivon’ny minisitera tsirairay. Ho an’ny eo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany , ny toeram-ponenana sy ny asa vaventy, ankoatry ny fanarahamaso ny kalitaon’ny asa vita, namafisina ihany koa ny fanarahamaso mikasika ny dingana ahazoan’ny orinasa ny asa. Fanadihadiana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici