Accueil Société Tsinjo fameno – Cnaps : 35 000 no efa nisoratra anarana hisitraka ny fanampiana

Tsinjo fameno – Cnaps : 35 000 no efa nisoratra anarana hisitraka ny fanampiana

0
Tsinjo fameno – Cnaps : 35 000 no efa nisoratra anarana hisitraka ny fanampiana

Mpiasa avy amin’ny orinasa tsy miankina manodidina ny 35 000 no efa nahafeno ny fepetra
ka afaka misitraka ilay fanampiana « tsinjo fameno » nambaran’ny filohan’ny repoblika hoy
ny tomponandraikitra eo anivon’ny Cnaps androany. Ankoatra izay, ny 24% ny vola natokana
hanampiana ireo mpiasa no efa nampiasaina tamin’izany.