Tsy fandriampahalemana : tsy hita ny vahaolana maty paika avy amin’ny fanjakana

0

Hanatanteraka hetsika fanairana ny 15 martsa izao ny vovonana ahitana ireo mpandraharaha tsy miankina, firaisamonim-pirenena vokatry ny firongatry ny tsy fandriampahalemana manerana ny nosy. Tsy hita ny vahaolana raisin’ny fitondram-panjakana manoloana izay tsy fandriampahalemana izay antony hanaovana ny hetsika.