Confédération des transports. Fikambanana efa tsy misy intsony no hakan’ny fanjakana hevitra ho fanatsarana ny fitanterana, hoy ny eo anivon’ny UCTU. Izay no nivoitra tamin’ny fanambarana nataon’izy ireo.