Vahiny mitrandraka volamena – Vohilava Mananjary : miverina miasa indray, hoy ny mponina

0

Miverina miasa indray ny orinasa vahiny Mac Lai Sim Gianna izay manao ny fitrandrahana volamena ao Vohilava Mananjary, hoy ireo mponina any an-toerana. Amin’ny andro alina ireo vahiny no miasa raha ny fanazavana.