Vehivavy Malagasy Miara-Miainga : hitety faritra maro mandritra ny volana Septambra.

0

Toy ny fanao isan-taona, hitety tsena sy faritra maro ny fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga mandritra ity volana Septambra ity. Hivarotra fitaovam-pianarana amin’ny vidiny mirary ho fanalana fahasahiranana ireo Ray aman-dreny. Tanjona ny fiahina ara-tsosialy sy ny fifanampiana amin’ny mpiara-belona.