Victim Sourcin

0

Olona an-jatony no milaza ho lasibatra noho ny fikorontanana misy ao amin’ny agence iray mikarakara fivoahana miaraka mankany ivelany na Voyage organisé araky ny fitarainana nataon’izy ireo. Vola an-tapitrisa maro no efa lasan’ilay agence. Hatreto, mbola tsy naharaisana fanazavana ny avy eo anivon’ity agence voaresaka ity.