Vidin-tsolika : mamaritra ny vidim-piainana amin’ny ankapobeny

0

Ny fampidinana ny vidin-tsolika ho mifanaraka amin’ny tokony ho izy no andrasan’ny olontsotra manoloana ny fifanantonan’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara sy ireo mpamatsy solika araka ny fanehoan-kevitry ny olompirenena. Miatraika mivantana amin’ny vidim-piainana an-davanandro izay fepetra horaisina eo hoy kosa ny mpahay toekarena nanontaniana.