Accueil Société VMMM : nivarotra fitaovam-pianarana tamin’ny vidiny mirary teny Soamanandray

VMMM : nivarotra fitaovam-pianarana tamin’ny vidiny mirary teny Soamanandray

0
VMMM : nivarotra fitaovam-pianarana tamin’ny vidiny mirary teny Soamanandray

Teny amin’ny kaominina Tsiafahy, fokontany Soamanandray indray androany no nanatanterahan’ny Fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga ny fivarotana fitaovam-pianarana amin’ny vidiny mirary. Tanjon’ny hetsika ny hanalefahana ny fahasahiranan’ny ray aman-dreny amin’izao fampidirana mpianatra izao, hoy ny tomponandraikitra avy amin’ny VMMM.