Voana Baobab : maro ireo mpanjifa tao anatin’ny fihibohana

0

Nandeha ny tsenan’ny voana baobab tao anatin’ny fihibohana raha ny fanazavan’ireo mpivarotra
androany noho ny vitamina maro hita ao anatiny. Azo atao ihany koa hoy ireo mpivarotra ny
mamadika ny voana baobab ho lasa yaourt.