Voka-bary aloha : niakatra avo roa heny tamin’ity taom-pamokarana ity

0

Nahafa-po ny rano ho an’ny fambolem-bary hoy ireo tantsaha izay ao anatin’ny finjinjana vary aloha ankehitriny. Avo roa heny ny fiakaran’ny vokatra raha oharina amin’ny taom-pambolena farany teo.