Accueil Société Voka-panadinana bakalorea : tokony hivoaka ny faha-19 oktobra ho avy izao

Voka-panadinana bakalorea : tokony hivoaka ny faha-19 oktobra ho avy izao

0
Voka-panadinana bakalorea : tokony hivoaka ny faha-19 oktobra ho avy izao

Tsy maintsy ezahana tratrarina ny datin’ny faha-19 oktobra hamoahana ny voka-panadinana bakalorea ho an’ny taona 2019. Miazakazaka ny asa arak’izany ka nirosoana avy hatrany fanamarinana sy ny fampidirana ny naoty anatin’ny solosaina taorian’ny fitsarana ny taratasim-panadinana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici