Accueil Politique Voka-pifidianana havoakan’ny HCC : tsy hitanila, ary tsy handairana tsindry

Voka-pifidianana havoakan’ny HCC : tsy hitanila, ary tsy handairana tsindry

0
Voka-pifidianana havoakan’ny HCC : tsy hitanila, ary tsy handairana tsindry

Tsy hitanila ary tsy handairana tsindry ny fitsarana avo momban’ny lalampanorenena eo am-pikirakirana ireo voka-pifidianana. Vokatra izay mandalo fampitahana maro mialohan’ny hamoahana izany amin’ny fomba ofisialy raha ny fanambarana navoakan’izy ireo tamin’ity androany ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici