Tontosa soa aman-tsara tamin’ity androany ity ny fifidianana izay ho filohan’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara na SMM. Mitarika vonjimaika ny kandidà Clément Jaona.