Vola : maro amin’ny Malagasy no tsy mahakojakoja

0

Ny tsy fahazarana no isany mahatonga ny Malagasy tsy mahakolokolo ny vola eo am-pelatanana ka miteraka fahasimbana haingan’ny vola taratasy. Adidin’ny tsirairay anefa ny mikolokolo sy manaja ny vola.