Vola nampidirin’ny fadintseranana : 1 562.6 miliara Ariary ny 7 volana voalohan’ny taona 2019

0

Isany mampidi-bola betsaka ao anatin’ny kitapom-bolam – panjakana ny fadintseranana. Miankina betsaka amin’ny tahan’ny fanafarana entana amin’ny ankapobeny no ahafahana mampitombo na mampihena izany raha ny fanazavan’ny mpahay toekarena nanaovana fanadihadiana.