Vondrona Eoropeana : nampanantena ny hanohana hatrany an’i Madagasikara

0

Dingana iray lehibe eo amin’ny tantaran’i Madagasikara tao anatin’ny 20 taona izao fijoroan’ny filohampirenena lany tamin’ny fomba ara-demokratika izao, hoy ny avy ao amin’ny vondrona Eoropeana. Fihetsika izay mampirisika azy ireo hitondra ny anjara biriky amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara raha ny fanazavana.