Vondrona Parlementera : Solombavambahoaka miisa 15 fara-fahakeliny vao afaka manangana

0

Androany no nentina teo anatrehan’ireo solombavambahoaka ny fitsipika anatiny eo anivon’ny antenimierampirenena. Isan’ny vaovao ny hoe, tsy maintsy mahafeno 15 ny isan’ireo solombavambahoaka vao afaka manangana vondrona parlemantera raha 5 izany teo aloha.