Accueil Société Vono olona tao Analavory : nidoboka am-ponja 15 taona ireo nahavanona ny loza.

Vono olona tao Analavory : nidoboka am-ponja 15 taona ireo nahavanona ny loza.

0
Vono olona tao Analavory : nidoboka am-ponja 15 taona ireo nahavanona ny loza.

Roa taona aty aoriana vao vita ny fitsarana ireo olona 11 voarohirihy tamin’ny famonoana olona tao Ambohitratoandro Kaominina Analavory. Naharitra 2 andro ny fitsarana vao nivoaka ny didy. Sazy an-tranomaizina 15 taona miampy lamandy 20 Taprisa Ariary no azaon’ireo voapanga.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici