« WAVE Madagascar » : ho tanterahina ny 17 hatramin’ny 20 Septambra ho avy izao

0

Ho tanterahina eto amintsika ny 17 hatramin’ny 20 Septambra ho avy izao ny andriany voalohany amin’ny WAVE Madagascar, fihaonam-be iraisam-pirenena ho an’ny fampiasam-bola eo amin’ny sehatry ny fizahantany sy ny fitaterana. Tanjona ny hahazoana mpizahatany hatrany amin’ny 5 hetsy ny taona 2023.