Accueil Société Zandarimariam-pirenena : tazomina 24 ora ireo tratra tsy mitondra aro-tava

Zandarimariam-pirenena : tazomina 24 ora ireo tratra tsy mitondra aro-tava

0
Zandarimariam-pirenena : tazomina 24 ora ireo tratra tsy mitondra aro-tava

Aorian’ny asa ho an’ny daholobe na ny « travaux d’intérêt généraux» hampanaovina ireo tsy mitondra aro-tava sy tsy manaja ireo fepetra ara-pahasalamana, ho tazomina 24 ora izy ireo ary raha mbola mitohy dia helafa eny amin’ny fitsarana hoy ny eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena. Ankoatra ireo, hisy ihany koa ny fidinana any anelakelan-trano fa tsy hijanona eny amin’ny arabe intsony ny fanaraha-maso hatao.