Accueil Société Zaridainan’Ankorondrano : mbola an’ny fanjakana madio ny « situation juridique »

Zaridainan’Ankorondrano : mbola an’ny fanjakana madio ny « situation juridique »

0
Zaridainan’Ankorondrano : mbola an’ny fanjakana madio ny « situation juridique »

Tsy mbola tapaka ny filazana fahazoan’olontsotra zaridainan’Ankorondrano. Mifanohitra amin’ny lalàna 62-023 momba ny « expropriation pour cause d’utilité publique » ny didim-pitsarana manery ny fanjakana malagasy hamerina ny tany amin’ny tompony hoy ny sampandraharaha misahana ny fananan-tany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici