Zaridainan’Antaninarenina : olona 1 hafa nalefa any am-ponja

0

Tomponandraikitry ny kaominina Antananarivo iray no nahiditra am-ponja vonjimaika taorian’ny fanadihadiana nataon’ny teo anivon ny zandarimariam-pirenena, mikasika ny raharaha famarotana ny zaridainan’ Antaninarenina. Hatreto mbola misy ireo karohana raha ny fanazavana.