Zotra D : Taxibe 46 no tsy ara-dalàna ny antotan-taratasy

0

Taxibe 46 no tsy manana antotan-taratasy ara-dalàna tao anatin’ny fanaraha-maso tampoka nataon’ny ATT sy ny mpitandro’ny filaminana tao amin’ny zotra D. Hitohy ny fanaraha-maso sy ny fampiharana ny lalàna raha ny fanazavana.