Accueil Economie Banky Foiben’i Madagasikara : tsy misy ahiana ny fivezivezen’ny vola

Banky Foiben’i Madagasikara : tsy misy ahiana ny fivezivezen’ny vola

0
Banky Foiben’i Madagasikara : tsy misy ahiana ny fivezivezen’ny vola

Tsy misy ahiana ny fihodinan’ny vola eto Madagasikara, ary misy ny fepetra efa noraisin’ny Banky Foiben’i Madagasikara entina hitazomana ny fizotry fifamezivezen’ny vola. Io no nampahafantarin’ny teo anivon’ny Banky Foiben’i Madagsikara androany tamin’ny alalan’ny fampitam-baovao, manoloana ny Covid-19. Fepetra maro no napetrak’izy ireo ahafahana mampizotra antsakany sy andavany ny fampiasam-bola.