Accueil Société Fanamboarana fahitalavitra efa tranainy : olana ny piesy

Fanamboarana fahitalavitra efa tranainy : olana ny piesy

0
Fanamboarana fahitalavitra efa tranainy : olana ny piesy

Mbola hita eny amin’ny mpanamboatra fahitalavitra ireo fahitalavitra efa tranainy saingy vitsy. Vitan’ireo mpanamboatra ny mamelona izy ireny indray ary miankina betsaka amin’ny fisian’ny piesy maromaro akambana izany.