Accueil Société Fiara mpitatitra entana : tsy mbola malalaka ny fifamoivoizana

Fiara mpitatitra entana : tsy mbola malalaka ny fifamoivoizana

0
Fiara mpitatitra entana : tsy mbola malalaka ny fifamoivoizana

Miteraka kolikoly amin’ny endriny maro samihafa ny toe-draharaha ankehitriny raha ny nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny Association des Camionneurs transporteur. Misy amin’ireo mpitandron’ny filaminana no manivana ny entana afaka miditra eto Antananarivo na efa mazava aza ny nambaran’ny Filohampirenena.