Accueil Politique HCJ : andrasana ny tohin’ny fanadihadiana

HCJ : andrasana ny tohin’ny fanadihadiana

0
HCJ : andrasana ny tohin’ny fanadihadiana

Andrasana amin’ity taona 2020 ity ny fanasaziana ireo nanao kolikoly nambotry firenena sy nanodikodina ny volam-panjakana teo amin’ny fitondrana teo aloha. Mitovy avokoa ny rehetra eo anatrehan’ny lalàna ary tsy misy fiarovana manokana ho an’ireo olona ambony nanao heloka eo anatrehan’ny Lalam-panorenana hoy ny filohan’ny CSI.