Makis de Madagascar : nandresy tamin’isa 63 noho 03

0

Tontolon’ny fanatanjahantena taranja baolina lavalava,salan’isa mavesatra nandresin’i Maki de madagascar ny Black Stallions avy atsy Nigeria tetsy mahamasina ny hariva teo. Lalao izay tafiditra ao anatin’ny lalao voalohan’ny fifanitsanana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2019 – 2020.