Accueil Politique Raharaha RAOUL : mitohy ny fanadihadiana

Raharaha RAOUL : mitohy ny fanadihadiana

0
Raharaha RAOUL : mitohy ny fanadihadiana

 

Manoloana ny raharaha Raoul Arizaka RABEKOTO, niaktra fitsarana androany ny zanany sy ilay mpamily nitondra azy nandritra ny fitsoahany an’i Madagasikara. Ny faha 24 ny volana Martsa izao no hivoka ny didim-pitsarana mahakasika izany.